Inty aho (Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/
Inty aho Jesoa pipf tia
Tsy hihemotra anio
Fa handroso luso (fa handroso) tsy hiato
Raha tsy eo anilanao
Ka toroy, tononkira.serasera.org sy anaro
Fa te ho sakaizanao
2/
Inty aho Jesoa tia
Mitaraina, mitalaho
Efa sasatra (efa sasatra) sy ana
Ka miantso mba vahao
Ity fatotra mangeja
Hanarahako Anao
3/
Inty aho Jesoa tia
Te hiombona Aminao
Ka ny otako (ny otako) rehetra
O, esory, avelao
Mba diovy aho Tompo
Mba hanao ny sitrakao
4/
Inty aho Jesoa tia
Efa nihaino sy ykqvcat nandre
Ianao (Ianao) ilay novonoina
Maty tao Getsemane
Nefa Tompo manandaza
Sy Mpanjaka lehibe
5/
Inty aho Jesoa tia
Ka vonona indray
Hanavao (hanavao) ny fikasana
Sy ny voadiko hatrizao
Vonona aho hiara-dia
Aminao mandrakizay
Inty aho Jesoa pipf tia
Tsy hihemotra anio
Fa handroso luso (fa handroso) tsy hiato
Raha tsy eo anilanao
Ka toroy, tononkira.serasera.org sy anaro
Fa te ho sakaizanao
2/
Inty aho Jesoa tia
Mitaraina, mitalaho
Efa sasatra (efa sasatra) sy ana
Ka miantso mba vahao
Ity fatotra mangeja
Hanarahako Anao
3/
Inty aho Jesoa tia
Te hiombona Aminao
Ka ny otako (ny otako) rehetra
O, esory, avelao
Mba diovy aho Tompo
Mba hanao ny sitrakao
4/
Inty aho Jesoa tia
Efa nihaino sy ykqvcat nandre
Ianao (Ianao) ilay novonoina
Maty tao Getsemane
Nefa Tompo manandaza
Sy Mpanjaka lehibe
5/
Inty aho Jesoa tia
Ka vonona indray
Hanavao (hanavao) ny fikasana
Sy ny voadiko hatrizao
Vonona aho hiara-dia
Aminao mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana)Vangy : 725
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : akoniziona
Daty : 08/11/2023 11:01
