Mivalo Aminao (Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mivalo Aminao, Andriamanitra ô
Fa be ny fahotana sy ny faniratsirana
Nataoko taminao, izay tsy sitrakao
Fa neniko ny ditrako
Ka dia tsy hanindroa tlzzq intsony aho re
Raiso aho ry Tompo, f’hiverina Aminao

Mifona Aminao, wrdxj Andriamanitra ô
Fa be ny hadalana sy ny fanimbazimbana
Nataoko taminao, izay tsy sitrakao
Fa neniko bfki ny vitako
Ka dia tsy hanindroa intsony aho re
Raiso aho ry Tompo,f’hiverina tononkira.serasera.org Aminao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8331