Vavaka (Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vavaka, io no hany afaka
Hanova ny ati-fonao ho tonga vaovao
Vavaka, io no hany sabatra
Handrava ny haratsiana
Izay mamatotra ny fiainanao
Ref:
Mivavaha, mivavaha
Angataho ny Fanahy
Hialoha lalana
Hibebaho, ka hialao
Ireo hadalana izay fanao
Dia hahita fitsaharana Ianao
Vavaka, io no aro fanina
Miaro ny famindra tsy ho diso lalana
Vavaka, raha io tononkira.serasera.org no tena iainana
Na sendra potraka aza mora miarina
Satria Jesoa Miahy
Vavaka, io no jdpam hany afaka
Hamerina indray hpuesphi ny fifalianao
Vavaka, raha io no atao fiainana
Hiposaka ny masoandrom-pifaliana
Izay katsahinao
Tonony sy feony ary fandrindrana jqmfl zavamaneno : RANDRIANARIVO Fetiarinjara
Hanova ny ati-fonao ho tonga vaovao
Vavaka, io no hany sabatra
Handrava ny haratsiana
Izay mamatotra ny fiainanao
Ref:
Mivavaha, mivavaha
Angataho ny Fanahy
Hialoha lalana
Hibebaho, ka hialao
Ireo hadalana izay fanao
Dia hahita fitsaharana Ianao
Vavaka, io no aro fanina
Miaro ny famindra tsy ho diso lalana
Vavaka, raha io tononkira.serasera.org no tena iainana
Na sendra potraka aza mora miarina
Satria Jesoa Miahy
Vavaka, io no jdpam hany afaka
Hamerina indray hpuesphi ny fifalianao
Vavaka, raha io no atao fiainana
Hiposaka ny masoandrom-pifaliana
Izay katsahinao
Tonony sy feony ary fandrindrana jqmfl zavamaneno : RANDRIANARIVO Fetiarinjara
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana)Visites : 2596
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : akoniziona
Date : 07/03/2018 11:55
