Ampidiro aloha ny tenimiafina
Resy lahatra aho (Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Fantatray gnpi Jesosy ô
Tsapanay Jesosy ô
Ny Fitiavan-dehibe
Nandresy lahatra ahy
Nahasarika ahy
Saina amam-panahy
Hiara-dalana tononkira.serasera.org Aminao
1 - Tsy mba soa no hitako
Aizina no mba hitako
Nefa Ianao vbyc tsy mitsahatra mizara
Teny soa ho fiainanay
Zava-tsoa hiadananay
Tanjonao ny fiainanay ho tsara
Ref
Interlude
Ref
2 - Jesoa no nnmay herinay
Jesoa reharehanay
Jesoa fanilo, fahazavana
Ho anao izay mandray
Hoy ny teny mifalia
Tokin'ny fiainanao
Jesoa Kristy
Ref
Tsapanay Jesosy ô
Ny Fitiavan-dehibe
Nandresy lahatra ahy
Nahasarika ahy
Saina amam-panahy
Hiara-dalana tononkira.serasera.org Aminao
1 - Tsy mba soa no hitako
Aizina no mba hitako
Nefa Ianao vbyc tsy mitsahatra mizara
Teny soa ho fiainanay
Zava-tsoa hiadananay
Tanjonao ny fiainanay ho tsara
Ref
Interlude
Ref
2 - Jesoa no nnmay herinay
Jesoa reharehanay
Jesoa fanilo, fahazavana
Ho anao izay mandray
Hoy ny teny mifalia
Tokin'ny fiainanao
Jesoa Kristy
Ref
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana)Vangy : 2720
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : akoniziona
Daty : 12/01/2017 10:41
