VAVAKA (Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O, mba henoy ipvnkw izao ry Ray ny fitarainanay
Fa tena mafy ny manjo, ka mampamoy fo
Horohoro foana ve no hitanay sy re?
Ampio izahay hahery fa mila ho ketraka
Ao Aminao ihany no misy fiadanana,
Ao Aminao ihany no misy fitsaharana
Ka hamaivano ny zioga mitambesatra aminay
O mba jereo ka midina ampio ny olonao
O mba tononkira.serasera.org vonjeo k’aza ariana trotroy an-tratranao
Mandrapahoviana Ray, no hafoizanao anay
Fa tena tsapanay tokoa, mijaly mahavoa
Fahatezeranao ve? No enti-manafay
Angamba tsy ho zaka fa tena mahamay
Ao aminao ihany no misy famelana
Ka mamindra fo ry Tompo ô, fa diso izahay
Ka hamasino, hamarino ho mendrika Anao
Tsy haditr’intsony ka mifona ratsy ny ntlxwa natao
Ô brvykxxs mba henoy ka valio izany vavakay.
Amen
Fa tena mafy ny manjo, ka mampamoy fo
Horohoro foana ve no hitanay sy re?
Ampio izahay hahery fa mila ho ketraka
Ao Aminao ihany no misy fiadanana,
Ao Aminao ihany no misy fitsaharana
Ka hamaivano ny zioga mitambesatra aminay
O mba jereo ka midina ampio ny olonao
O mba tononkira.serasera.org vonjeo k’aza ariana trotroy an-tratranao
Mandrapahoviana Ray, no hafoizanao anay
Fa tena tsapanay tokoa, mijaly mahavoa
Fahatezeranao ve? No enti-manafay
Angamba tsy ho zaka fa tena mahamay
Ao aminao ihany no misy famelana
Ka mamindra fo ry Tompo ô, fa diso izahay
Ka hamasino, hamarino ho mendrika Anao
Tsy haditr’intsony ka mifona ratsy ny ntlxwa natao
Ô brvykxxs mba henoy ka valio izany vavakay.
Amen
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana)Hits : 1996
Likes : 2 Like
Created by : akoniziona
Date : 09/01/2017 14:00
