Vavaka (Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vavaka, io no hany afaka
Hanova ny ati-fonao ho tononkira.serasera.org tonga vaovao
Vavaka, io no hany sabatra
Handrava ny haratsiana
Izay mamatotra ny fiainanao
Ref:
Mivavaha, mivavaha
Angataho ny Fanahy
Hialoha lalana
Hibebaho, ka hialao
Ireo hadalana izay fanao
Dia hahita fitsaharana Ianao
Vavaka, io no aro lfciqmg fanina
Miaro ny famindra tsy ho diso lalana
Vavaka, raha io no tena ckyka iainana
Na sendra potraka aza nodjeg mora miarina
Satria Jesoa Miahy
Vavaka, io no hany afaka
Hamerina indray ny fifalianao
Vavaka, raha io no atao fiainana
Hiposaka ny masoandrom-pifaliana
Izay katsahinao
Tonony sy feony ary fandrindrana zavamaneno : RANDRIANARIVO Fetiarinjara
Hanova ny ati-fonao ho tononkira.serasera.org tonga vaovao
Vavaka, io no hany sabatra
Handrava ny haratsiana
Izay mamatotra ny fiainanao
Ref:
Mivavaha, mivavaha
Angataho ny Fanahy
Hialoha lalana
Hibebaho, ka hialao
Ireo hadalana izay fanao
Dia hahita fitsaharana Ianao
Vavaka, io no aro lfciqmg fanina
Miaro ny famindra tsy ho diso lalana
Vavaka, raha io no tena ckyka iainana
Na sendra potraka aza nodjeg mora miarina
Satria Jesoa Miahy
Vavaka, io no hany afaka
Hamerina indray ny fifalianao
Vavaka, raha io no atao fiainana
Hiposaka ny masoandrom-pifaliana
Izay katsahinao
Tonony sy feony ary fandrindrana zavamaneno : RANDRIANARIVO Fetiarinjara
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana)Vangy : 2649
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : akoniziona
Daty : 07/03/2018 11:55
