VAVAKA (Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O, mba henoy izao ry Ray ny fitarainanay
Fa tena mafy ny manjo, ka mampamoy fo
Horohoro foana ve no hitanay sy re?
Ampio izahay hahery fa mila ho ketraka
Ao Aminao ihany no misy fiadanana,
Ao Aminao ihany no misy gimesdhe fitsaharana
Ka hamaivano ny zioga mitambesatra aminay
O mba jereo ka midina ampio tononkira.serasera.org ny olonao
O ngsj mba vonjeo k’aza ariana trotroy an-tratranao
Mandrapahoviana Ray, no hafoizanao anay
Fa tena tsapanay tokoa, mijaly mahavoa
Fahatezeranao ve? No enti-manafay
Angamba tsy ho zaka fa tena mahamay
Ao aminao ihany no misy famelana
Ka mamindra fo ry Tompo ô, fa diso izahay
Ka hamasino, hamarino ho mendrika Anao
Tsy haditr’intsony ka mifona ratsy ny natao
Ô mba henoy ka valio izany vavakay.
Amen
ivlpyhz

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana)Visites : 2218
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : akoniziona
Date : 09/01/2017 14:00