O hidera (Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O hidera Anao aho
O hihira ho Anao
Eny hidera Anao hatrany aho
Andriamanitro Tsitoha
O hihira ho Anao
O hidera Anao aho
Hankalaza ny voninahitrao
(Tompo Tsitoha)
1/
Jesoa ô, misaotra Anao ny foko
Noho ny fitantananao ny fiainako
Na mitoetra aho na mandeha
Na tomany na homehy
Dia momba tononkira.serasera.org ahy hatrany Ianao
(Hidera Anao)
2/
Ny talenta ananako dia Anao
Nomena indramiko hatrizao
Nampiasaiko ankitsimpo
Nitoriako Anao Jesoa
Ka mbola hitoriako Anao
(Hidera Anao)
3/
Tsy hijanona ny manjbedk dia, ny diako
Raha tsy efako tokoa zhhd ny adiko
Tantano aho tsy ho rendrika
Hamasino ho mendrika
Ny ho mpitilinao hczr Jesoa
O hihira ho Anao
Eny hidera Anao hatrany aho
Andriamanitro Tsitoha
O hihira ho Anao
O hidera Anao aho
Hankalaza ny voninahitrao
(Tompo Tsitoha)
1/
Jesoa ô, misaotra Anao ny foko
Noho ny fitantananao ny fiainako
Na mitoetra aho na mandeha
Na tomany na homehy
Dia momba tononkira.serasera.org ahy hatrany Ianao
(Hidera Anao)
2/
Ny talenta ananako dia Anao
Nomena indramiko hatrizao
Nampiasaiko ankitsimpo
Nitoriako Anao Jesoa
Ka mbola hitoriako Anao
(Hidera Anao)
3/
Tsy hijanona ny manjbedk dia, ny diako
Raha tsy efako tokoa zhhd ny adiko
Tantano aho tsy ho rendrika
Hamasino ho mendrika
Ny ho mpitilinao hczr Jesoa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana)Vangy : 695
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : akoniziona
Daty : 13/11/2023 08:19
