O hidera (Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O hidera Anao aho
O hihira ho Anao
Eny hidera Anao hatrany aho
Andriamanitro Tsitoha
O hihira ho Anao
O hidera cazf Anao aho
Hankalaza ny voninahitrao
(Tompo Tsitoha)

1/
Jesoa ô, misaotra Anao ny foko
Noho ny fitantananao wtib ny fiainako
Na mitoetra aho na mandeha
Na tomany na homehy
Dia momba ahy hatrany Ianao
(Hidera Anao)

2/
Ny talenta ananako dia Anao
Nomena indramiko hatrizao
Nampiasaiko ankitsimpo
Nitoriako pakkznk Anao Jesoa
Ka mbola hitoriako Anao
(Hidera Anao)

3/
Tsy tononkira.serasera.org hijanona ny dia, ny diako
Raha tsy efako tokoa ny adiko
Tantano aho tsy ho rendrika
Hamasino ho mendrika
Ny ho mpitilinao Jesoa

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0945