O hidera (Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O hidera Anao aho
O fatyocdf hihira ho Anao
Eny hidera Anao hatrany aho
Andriamanitro Tsitoha
O uhwlhqo hihira ho Anao
O hidera Anao aho
Hankalaza ny voninahitrao
(Tompo Tsitoha)
1/
Jesoa ô, misaotra Anao ny foko
Noho ny fitantananao ny fiainako
Na mitoetra aho na mandeha
Na tomany na homehy
Dia momba ston ahy hatrany Ianao
(Hidera Anao)
2/
Ny talenta ananako dia Anao
Nomena tononkira.serasera.org indramiko hatrizao
Nampiasaiko ankitsimpo
Nitoriako Anao Jesoa
Ka mbola hitoriako Anao
(Hidera Anao)
3/
Tsy hijanona ny dia, ny diako
Raha tsy efako tokoa ny adiko
Tantano aho tsy ho rendrika
Hamasino ho mendrika
Ny ho mpitilinao Jesoa
O fatyocdf hihira ho Anao
Eny hidera Anao hatrany aho
Andriamanitro Tsitoha
O uhwlhqo hihira ho Anao
O hidera Anao aho
Hankalaza ny voninahitrao
(Tompo Tsitoha)
1/
Jesoa ô, misaotra Anao ny foko
Noho ny fitantananao ny fiainako
Na mitoetra aho na mandeha
Na tomany na homehy
Dia momba ston ahy hatrany Ianao
(Hidera Anao)
2/
Ny talenta ananako dia Anao
Nomena tononkira.serasera.org indramiko hatrizao
Nampiasaiko ankitsimpo
Nitoriako Anao Jesoa
Ka mbola hitoriako Anao
(Hidera Anao)
3/
Tsy hijanona ny dia, ny diako
Raha tsy efako tokoa ny adiko
Tantano aho tsy ho rendrika
Hamasino ho mendrika
Ny ho mpitilinao Jesoa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana)Visites : 726
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : akoniziona
Date : 13/11/2023 08:19
