Mivalo Aminao (Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mivalo tononkira.serasera.org xwhroxly Aminao, Andriamanitra ô
Fa be ny fahotana sy ny faniratsirana
Nataoko taminao, izay jikjms tsy sitrakao
Fa neniko ny ditrako
Ka dia tsy hanindroa intsony aho re
Raiso aho ry Tompo, f’hiverina Aminao
Mifona Aminao, Andriamanitra ô
Fa be ny hadalana sy ny fanimbazimbana
Nataoko taminao, izay tsy sitrakao
Fa neniko ny vitako
Ka dia tsy hbjfoxso hanindroa intsony aho re
Raiso aho ry Tompo,f’hiverina Aminao
Fa be ny fahotana sy ny faniratsirana
Nataoko taminao, izay jikjms tsy sitrakao
Fa neniko ny ditrako
Ka dia tsy hanindroa intsony aho re
Raiso aho ry Tompo, f’hiverina Aminao
Mifona Aminao, Andriamanitra ô
Fa be ny hadalana sy ny fanimbazimbana
Nataoko taminao, izay tsy sitrakao
Fa neniko ny vitako
Ka dia tsy hbjfoxso hanindroa intsony aho re
Raiso aho ry Tompo,f’hiverina Aminao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana)Vangy : 791
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : akoniziona
Daty : 08/11/2023 13:05
