Mivalo Aminao (Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mivalo Aminao, Andriamanitra ô
Fa be ny fahotana sy ny faniratsirana
Nataoko taminao, izay tsy sitrakao
Fa neniko ny ditrako
Ka dia tsy hanindroa intsony aho re
Raiso aho ry Tompo, f’hiverina Aminao
Mifona Aminao, Andriamanitra ô
Fa be ny hadalana sy ny fanimbazimbana
Nataoko taminao, izay tsy sitrakao
Fa neniko ny vitako
Ka dia vmxihvtb tsy tononkira.serasera.org hanindroa fidhblvs intsony syflddrm aho re
Raiso aho ry Tompo,f’hiverina Aminao
Fa be ny fahotana sy ny faniratsirana
Nataoko taminao, izay tsy sitrakao
Fa neniko ny ditrako
Ka dia tsy hanindroa intsony aho re
Raiso aho ry Tompo, f’hiverina Aminao
Mifona Aminao, Andriamanitra ô
Fa be ny hadalana sy ny fanimbazimbana
Nataoko taminao, izay tsy sitrakao
Fa neniko ny vitako
Ka dia vmxihvtb tsy tononkira.serasera.org hanindroa fidhblvs intsony syflddrm aho re
Raiso aho ry Tompo,f’hiverina Aminao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana)Hits : 718
Likes : 0 Like
Created by : akoniziona
Date : 08/11/2023 13:05
