Mivalo Aminao (Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mivalo Aminao, Andriamanitra rugal tononkira.serasera.org ô
Fa be ny fahotana sy ny faniratsirana
Nataoko taminao, izay tsy uoabvbt sitrakao
Fa neniko ny ditrako
Ka dia tsy hanindroa intsony aho re
Raiso aho ry Tompo, f’hiverina Aminao

Mifona Aminao, kpxgauht Andriamanitra ô
Fa be ny hadalana sy ny fanimbazimbana
Nataoko taminao, izay tsy sitrakao
Fa neniko ny vitako
Ka dia tsy hanindroa intsony aho re
Raiso aho ry Tompo,f’hiverina Aminao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0103