Jehovah ô, Ray Fitiavana (Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/
Jehovah ô, Ray fitiavana
Ianao no Andriamanitra Tsitoha
Ka mendrika fankatoavana
Fa lehibe sy wjygu manank-kery Tsitoha
Avy Aminao ny fitiavana
Nanambatr’ireto olon-droa, nampiray
Koa mba tahio vspi izao fifankatiavana
Haharitra ho doria mandrakizay

Refrain :
Ny tokantrano miorina amin’ny fitiavana
Mitovy amin’ny fitavany
Fitiavan’Ilay euiog Mpamonjy tia
No hany mafy tononkira.serasera.org tsy rava
Maharitra fitsapana
Tsy mba manahy, feno toky
Ho aro no iriana hanorenanareo ny tokantranonareo

2/
Miavaka ny fitiavana
Fa mamerovero hasambarana
Mampiombona koa, mampihavana
Ireo fo mifanaiky hiara-dalana
Masina koa ny fitiavana
Fa maneho ny hatsaran’Andriamanitra
Mba ho tarafina amin’ny finiavana
Hanaja ilay voady mba haharitra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.029