Jehovah ô, Ray Fitiavana (Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/
Jehovah ô, Ray fitiavana
Ianao no Andriamanitra Tsitoha
Ka mendrika fankatoavana
Fa lehibe sy manank-kery Tsitoha
Avy inkgg Aminao ny fitiavana
Nanambatr’ireto vdls olon-droa, nampiray
Koa mba tahio izao fifankatiavana
Haharitra ho doria mandrakizay
Refrain :
Ny tokantrano miorina amin’ny fitiavana
Mitovy amin’ny fitavany
Fitiavan’Ilay Mpamonjy tia
No hany mafy tsy rava
Maharitra fitsapana
Tsy mba manahy, feno toky
Ho aro no iriana hanorenanareo ny tokantranonareo
2/
Miavaka ny fitiavana
Fa mamerovero hasambarana
Mampiombona koa, mampihavana
Ireo fo mifanaiky hiara-dalana
Masina koa ny fitiavana
Fa maneho ny hatsaran’Andriamanitra
Mba tononkira.serasera.org ho tarafina amin’ny finiavana
Hanaja ilay voady vwwcfgvd mba haharitra
Jehovah ô, Ray fitiavana
Ianao no Andriamanitra Tsitoha
Ka mendrika fankatoavana
Fa lehibe sy manank-kery Tsitoha
Avy inkgg Aminao ny fitiavana
Nanambatr’ireto vdls olon-droa, nampiray
Koa mba tahio izao fifankatiavana
Haharitra ho doria mandrakizay
Refrain :
Ny tokantrano miorina amin’ny fitiavana
Mitovy amin’ny fitavany
Fitiavan’Ilay Mpamonjy tia
No hany mafy tsy rava
Maharitra fitsapana
Tsy mba manahy, feno toky
Ho aro no iriana hanorenanareo ny tokantranonareo
2/
Miavaka ny fitiavana
Fa mamerovero hasambarana
Mampiombona koa, mampihavana
Ireo fo mifanaiky hiara-dalana
Masina koa ny fitiavana
Fa maneho ny hatsaran’Andriamanitra
Mba tononkira.serasera.org ho tarafina amin’ny finiavana
Hanaja ilay voady vwwcfgvd mba haharitra
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana)Visites : 579
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : akoniziona
Date : 09/11/2023 09:59
