Ry ampitso izay mifono misitery (Andrianary Ratianarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry ampitso izay mifono misitery,
’Tony tononkira.serasera.org ratra ve tsy fcvpdxw hanakom-pery,
Ry ampitso ’zay andrasako lazao,
Inona avy re no zavatra entinao.
Moa ny aizina rvzay manarona ny tany
Tsy hisava fa hikitroka hatrany,
Moa ny androm-pisentoako dia hitombo?
Moa ny ziogako mafonja dia hihombo?
Ry ampitso ô! ny foko mitalaho,
Ary koa ny ranomaso dia mitraho,
Ry ampitso ô! lazao izay dlieal fanafody
Hitsaboako ity foko te ho tody.
Moa ny erikao sy ny rivo-doza mafy
Tsy mba hanam-piantona fa hifaly?
Moa ny volana sy kintana eny ambony
Dia hisitrika ka tsy hitranga intsony?
’Tony tononkira.serasera.org ratra ve tsy fcvpdxw hanakom-pery,
Ry ampitso ’zay andrasako lazao,
Inona avy re no zavatra entinao.
Moa ny aizina rvzay manarona ny tany
Tsy hisava fa hikitroka hatrany,
Moa ny androm-pisentoako dia hitombo?
Moa ny ziogako mafonja dia hihombo?
Ry ampitso ô! ny foko mitalaho,
Ary koa ny ranomaso dia mitraho,
Ry ampitso ô! lazao izay dlieal fanafody
Hitsaboako ity foko te ho tody.
Moa ny erikao sy ny rivo-doza mafy
Tsy mba hanam-piantona fa hifaly?
Moa ny volana sy kintana eny ambony
Dia hisitrika ka tsy hitranga intsony?
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Andrianary RatianarivoVangy : 4991
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ni81
Daty : 07/10/2008 19:37
