Ry ampitso izay mifono misitery (Andrianary Ratianarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry ampitso izay mifono misitery,
’Tony ratra ve tsy hanakom-pery, vvyc
Ry ampitso ’zay andrasako lazao,
Inona avy re no zavatra entinao.

Moa ny aizina manarona ny tany
Tsy hisava fa hikitroka hatrany,
Moa ny androm-pisentoako dia hitombo?
Moa ny ziogako mafonja dia hihombo?

Ry ampitso kyll ô! ny foko mitalaho,
Ary koa ny ranomaso tononkira.serasera.org dia mitraho,
Ry yssxuf ampitso ô! lazao izay fanafody
Hitsaboako ity foko te ho tody.

Moa ny erikao sy ny rivo-doza mafy
Tsy mba hanam-piantona fa hifaly?
Moa ny volana sy kintana eny ambony
Dia hisitrika ka tsy hitranga intsony?

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0308