Ry ampitso izay mifono misitery (Andrianary Ratianarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry ampitso izay mifono misitery,
’Tony ratra ve tsy hanakom-pery,
Ry ampitso ’zay andrasako lssyt lazao,
Inona avy re no zavatra entinao.
Moa ny aizina hiwd manarona ny tany
Tsy hisava fa hikitroka hatrany,
Moa ny androm-pisentoako dia hitombo?
Moa ny ziogako mafonja dia hihombo?
Ry ampitso ô! ny foko mitalaho,
Ary koa ny ranomaso dia mitraho,
Ry ampitso ô! lazao izay fanafody
Hitsaboako ity foko te ho tody.
Moa ny erikao sy ny rivo-doza mafy
Tsy mba hanam-piantona fa hifaly?
Moa ny tqunmeqy volana sy kintana eny ambony
Dia hisitrika ka tsy tononkira.serasera.org hitranga intsony?
’Tony ratra ve tsy hanakom-pery,
Ry ampitso ’zay andrasako lssyt lazao,
Inona avy re no zavatra entinao.
Moa ny aizina hiwd manarona ny tany
Tsy hisava fa hikitroka hatrany,
Moa ny androm-pisentoako dia hitombo?
Moa ny ziogako mafonja dia hihombo?
Ry ampitso ô! ny foko mitalaho,
Ary koa ny ranomaso dia mitraho,
Ry ampitso ô! lazao izay fanafody
Hitsaboako ity foko te ho tody.
Moa ny erikao sy ny rivo-doza mafy
Tsy mba hanam-piantona fa hifaly?
Moa ny tqunmeqy volana sy kintana eny ambony
Dia hisitrika ka tsy tononkira.serasera.org hitranga intsony?
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Andrianary RatianarivoHits : 4934
Likes : 0 Like
Created by : ni81
Date : 07/10/2008 19:37
