Ampidiro aloha ny tenimiafina
Nisava ihany izao ny raho-mitatao (Andrianary Ratianarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nisava ihany izao ny raho-mitatao
Ny lanitra efa manga, fa tena soa fitranga
Ity diavolam-pararano: madio manganohano
Ny aizina hisava; fa tonga ny mazava
Ny alina handao; xnppv fa menatra sy lao
Ny fifaliana ihany no sisa tsy ho lany
Ny sento izao hkshf mitony, tsy ho fantatra intsony
Ny alahelo foana, tsy hisy ho tsaroana
Hanjary tononkira.serasera.org paradisa ny fiainantsika sisa.
Feony sy tonony: Andrianary Ratianarivo llwbol

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Andrianary RatianarivoVangy : 1072
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kalofahiny
Daty : 24/01/2022 05:02