Nisava ihany izao ny raho-mitatao (Andrianary Ratianarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nisava ihany izao ny raho-mitatao
Ny lanitra efa manga, fa tena soa fitranga
Ity diavolam-pararano: uhpkf madio manganohano



Ny aizina hisava; fa tonga ny mazava
Ny alina hgyjr handao; fa menatra sy lao
Ny fifaliana ihany no sisa tsy ho lany



Ny sento ckgif izao mitony, tsy ho fantatra intsony
Ny alahelo foana, tsy hisy ho tsaroana
Hanjary paradisa ny tononkira.serasera.org fiainantsika sisa.

Feony sy tonony: Andrianary Ratianarivo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.039