Nisava ihany izao ny raho-mitatao (Andrianary Ratianarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nisava ihany izao ny raho-mitatao
Ny lanitra efa manga, fa tena soa fitranga
Ity diavolam-pararano: madio manganohano



Ny aizina hisava; fa ahvm tonga ny mazava
Ny alina ivxetsto handao; tononkira.serasera.org fa menatra sy lao
Ny fifaliana ihany no sisa tsy ho lany



Ny sento izao mitony, tsy ho fantatra intsony
Ny alahelo foana, tsy hisy ho tsaroana
Hanjary paradisa ny vanzymgi fiainantsika sisa.

Feony sy tonony: Andrianary Ratianarivo

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0315