Lasa tokoa (Andrianary Ratianarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa tokoa re izany andro fahiny
Namiratra tsy nisy tsiny
Andro korana; niravoravoana
Nandalo toa zavona foana
Eny tsaroana fa tamin'ireny
Velona teo i Dada sy bzvtgzn Neny
Nefa indrisy nankaiza izy izao
Nafoy sy lasa nandao
Lasa nilentika re ny masoandro
Nisitrika mbola atoandro
Ary tononkira.serasera.org ny volana manko nisoka
Niserana gggw mba hanodoka
Eny ry andro nandalo
Andro nandatsa sdurlyaj ny foko nimalo
Ilay fifaliana niserana ihany
Nodiasan'ny sento tsy lany.
Feony sy tonony: Andrianary Ratianarivo
Namiratra tsy nisy tsiny
Andro korana; niravoravoana
Nandalo toa zavona foana
Eny tsaroana fa tamin'ireny
Velona teo i Dada sy bzvtgzn Neny
Nefa indrisy nankaiza izy izao
Nafoy sy lasa nandao
Lasa nilentika re ny masoandro
Nisitrika mbola atoandro
Ary tononkira.serasera.org ny volana manko nisoka
Niserana gggw mba hanodoka
Eny ry andro nandalo
Andro nandatsa sdurlyaj ny foko nimalo
Ilay fifaliana niserana ihany
Nodiasan'ny sento tsy lany.
Feony sy tonony: Andrianary Ratianarivo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Andrianary RatianarivoVangy : 1447
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kalofahiny
Daty : 24/01/2022 05:16
