Ampidiro aloha ny tenimiafina
Lasa tokoa (Andrianary Ratianarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa tokoa kfimz re izany lxom andro fahiny
Namiratra tsy sfwzavah nisy tsiny
Andro korana; niravoravoana
Nandalo toa zavona foana
Eny tsaroana fa tamin'ireny
Velona teo i Dada sy Neny
Nefa indrisy nankaiza tononkira.serasera.org izy izao
Nafoy sy lasa nandao
Lasa nilentika re ny masoandro
Nisitrika mbola atoandro
Ary ny volana manko nisoka
Niserana mba hanodoka
Eny ry andro nandalo
Andro nandatsa ny foko nimalo
Ilay fifaliana niserana ihany
Nodiasan'ny sento tsy lany.
Feony sy tonony: Andrianary Ratianarivo
Namiratra tsy sfwzavah nisy tsiny
Andro korana; niravoravoana
Nandalo toa zavona foana
Eny tsaroana fa tamin'ireny
Velona teo i Dada sy Neny
Nefa indrisy nankaiza tononkira.serasera.org izy izao
Nafoy sy lasa nandao
Lasa nilentika re ny masoandro
Nisitrika mbola atoandro
Ary ny volana manko nisoka
Niserana mba hanodoka
Eny ry andro nandalo
Andro nandatsa ny foko nimalo
Ilay fifaliana niserana ihany
Nodiasan'ny sento tsy lany.
Feony sy tonony: Andrianary Ratianarivo
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Andrianary RatianarivoHits : 1525
Likes : 0 Like
Created by : Kalofahiny
Date : 24/01/2022 05:16
