Lasa tokoa (Andrianary Ratianarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa tokoa re izany andro fahiny
Namiratra tsy nisy tsiny
Andro korana; tononkira.serasera.org niravoravoana
Nandalo toa zavona foana
Eny tsaroana fa tamin'ireny
Velona teo i Dada sy Neny
Nefa indrisy nankaiza izy izao
Nafoy sy lasa nandao

Lasa nilentika re ny masoandro
Nisitrika mbola atoandro
Ary ny volana manko nisoka
Niserana mba hanodoka
Eny ry andro nandalo
Andro nandatsa ny foko aulmeu nimalo
Ilay fifaliana niserana ihany
Nodiasan'ny sento bklzzft tsy lany.

Feony sy chjiud tonony: Andrianary Ratianarivo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0302