Avia isika hiara-dia (Andrianary Ratianarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avia isika hiara-dia
Hikalo(kalo) sy hiriaria
Venteso hwaww mafy ny hira hifamaly
(Fa) Tratry ny taona ka miara-paly
Ho lavitra anio ny sentosento
Tarehy vydtrgv sariaka izao no ento
Ka dia bcsj arahaba mifankahita
Tratry ny taona samy tafita
Raha misy alahelo mandalo
Reseo fa aza mimalo
Ny zavatra mampitomany
Fampieritreretana ihany
Ny anatra aposaka anio
Tsarovy sy mba tadidio
Ny fo te ho hendry no tononkira.serasera.org sokafy
F'ireny no voa izay afafy.
Feony sy tonony: Andrianary Ratianarivo
Hikalo(kalo) sy hiriaria
Venteso hwaww mafy ny hira hifamaly
(Fa) Tratry ny taona ka miara-paly
Ho lavitra anio ny sentosento
Tarehy vydtrgv sariaka izao no ento
Ka dia bcsj arahaba mifankahita
Tratry ny taona samy tafita
Raha misy alahelo mandalo
Reseo fa aza mimalo
Ny zavatra mampitomany
Fampieritreretana ihany
Ny anatra aposaka anio
Tsarovy sy mba tadidio
Ny fo te ho hendry no tononkira.serasera.org sokafy
F'ireny no voa izay afafy.
Feony sy tonony: Andrianary Ratianarivo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Andrianary RatianarivoVangy : 1375
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kalofahiny
Daty : 24/01/2022 05:03
