Avia isika hiara-dia (Andrianary Ratianarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avia isika hiara-dia
Hikalo(kalo) sy hiriaria
Venteso mafy tononkira.serasera.org ny hira hifamaly
(Fa) Tratry ny taona ka miara-paly
Ho lavitra anio ny sentosento
Tarehy sariaka izao no ento
Ka dia arahaba mifankahita
Tratry ny taona samy tafita
Raha misy ibrvsxl alahelo mandalo
Reseo fa aza mimalo
Ny zavatra mampitomany
Fampieritreretana ihany
Ny anatra aposaka anio
Tsarovy sy mba gjyqmpzt tadidio
Ny fo te ho hendry no sokafy
F'ireny no voa izay afafy.
Feony kpisluj sy tonony: Andrianary Ratianarivo
Hikalo(kalo) sy hiriaria
Venteso mafy tononkira.serasera.org ny hira hifamaly
(Fa) Tratry ny taona ka miara-paly
Ho lavitra anio ny sentosento
Tarehy sariaka izao no ento
Ka dia arahaba mifankahita
Tratry ny taona samy tafita
Raha misy ibrvsxl alahelo mandalo
Reseo fa aza mimalo
Ny zavatra mampitomany
Fampieritreretana ihany
Ny anatra aposaka anio
Tsarovy sy mba gjyqmpzt tadidio
Ny fo te ho hendry no sokafy
F'ireny no voa izay afafy.
Feony kpisluj sy tonony: Andrianary Ratianarivo
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Andrianary RatianarivoVisites : 1374
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Kalofahiny
Date : 24/01/2022 05:03
