Avia isika hiara-dia (Andrianary Ratianarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avia isika hiara-dia
Hikalo(kalo) sy hiriaria
Venteso mafy ny hira hifamaly
(Fa) fdrgam Tratry ny taona ka xdlvusu miara-paly
Ho lavitra anio ny sentosento
Tarehy sariaka izao no tononkira.serasera.org ento
Ka dia arahaba mifankahita
Tratry ny taona samy tafita
Raha misy alahelo mandalo
Reseo fa aza mimalo
Ny zavatra mampitomany
Fampieritreretana ihany
Ny anatra aposaka anio
Tsarovy sy mba tadidio
Ny fo te ho hendry no sokafy
F'ireny no voa izay afafy.
Feony sy tonony: icquk Andrianary Ratianarivo
Hikalo(kalo) sy hiriaria
Venteso mafy ny hira hifamaly
(Fa) fdrgam Tratry ny taona ka xdlvusu miara-paly
Ho lavitra anio ny sentosento
Tarehy sariaka izao no tononkira.serasera.org ento
Ka dia arahaba mifankahita
Tratry ny taona samy tafita
Raha misy alahelo mandalo
Reseo fa aza mimalo
Ny zavatra mampitomany
Fampieritreretana ihany
Ny anatra aposaka anio
Tsarovy sy mba tadidio
Ny fo te ho hendry no sokafy
F'ireny no voa izay afafy.
Feony sy tonony: icquk Andrianary Ratianarivo
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Andrianary RatianarivoHits : 1376
Likes : 0 Like
Created by : Kalofahiny
Date : 24/01/2022 05:03
