Akanga sisa nanamborana (Andrianary Ratianarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indreto ny akanga izay sisa zlyjmk nanamborana
Mikararàka manga; fa afaka fatorana.
Ny lasa nisentoana dia aza mba tsarovina;
Ny woawf eto anoloana no aoka ho tsinjovina.
Ny ouicaoq firariana tsara no hira fiventesana:
ho tsara fiafara hatreo am-pahafatesana
Mateza tsy ho rava tononkira.serasera.org izao fifankatiavana
Fa fiainana tomandavana
Ho lafo,...firiariavana
Tonony: Andrianary Ratianarivo
Feony: Andrianary Ratianarivo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Andrianary RatianarivoVangy : 1231
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kalofahiny
Daty : 26/03/2022 07:45