Akanga sisa nanamborana (Andrianary Ratianarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indreto ny akanga izay sisa nanamborana
Mikararàka manga; fa afaka tononkira.serasera.org fatorana.
Ny lasa nisentoana vtojnk dia aza mba tsarovina;
Ny eto anoloana no aoka ho tsinjovina.

Ny firariana tsara no hira fiventesana:
ho tsara fiafara hatreo am-pahafatesana
Mateza tsy ho rava izao fifankatiavana
Fa fiainana lthjhq tomandavana
Ho oeud lafo,...firiariavana

Tonony: Andrianary Ratianarivo
Feony: Andrianary Ratianarivo

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1588