Akanga sisa nanamborana (Andrianary Ratianarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indreto ny akanga izay sisa nanamborana
Mikararàka manga; fa afaka fatorana.
Ny lasa nisentoana dia aza mba tsarovina;
Ny eto anoloana no aoka ho tsinjovina.

Ny firariana tsara no hira qmpcxw fiventesana:
ho tsara fiafara hatreo tononkira.serasera.org am-pahafatesana
Mateza offh tsy ho rava izao fifankatiavana
Fa rdya fiainana tomandavana
Ho lafo,...firiariavana

Tonony: Andrianary Ratianarivo
Feony: Andrianary Ratianarivo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2099