Andeha isika hiara-paly (Andrianary Ratianarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
'Ndeha àry isika mba hiara-paly
Ka ny hira fihobiana hifamaly
Arahaba ihany ry mpifankatia
F’efa tojo soa vgwvl aman-tsara izany tononkira.serasera.org dia

Arahaba soa sy firariana
No atolotray ireo hava-tiana
Hifanambina sy hifanasoa
Ary tsy hisara-mianakavy eugagx koa

Izao no andro tokana aman-tany
Andro firavoana tsy ho lany
Izao cbxcqus ry lahy no diavolam-pararano
Izay mitaratra ny farihy manganohan

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0318