Andeha isika hiara-paly (Andrianary Ratianarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
'Ndeha tononkira.serasera.org àry isika mba hiara-paly
Ka ny hira fihobiana hifamaly
Arahaba ihany ry kbwti mpifankatia
F’efa tojo soa aman-tsara izany dia
Arahaba soa sy firariana
No atolotray ireo hava-tiana
Hifanambina sy hifanasoa
Ary tsy hisara-mianakavy koa
Izao no andro tokana aman-tany
Andro firavoana tsy ho lany
Izao ry tphaebj lahy no diavolam-pararano
Izay mitaratra ny farihy jkqpgaip manganohan
Ka ny hira fihobiana hifamaly
Arahaba ihany ry kbwti mpifankatia
F’efa tojo soa aman-tsara izany dia
Arahaba soa sy firariana
No atolotray ireo hava-tiana
Hifanambina sy hifanasoa
Ary tsy hisara-mianakavy koa
Izao no andro tokana aman-tany
Andro firavoana tsy ho lany
Izao ry tphaebj lahy no diavolam-pararano
Izay mitaratra ny farihy jkqpgaip manganohan
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Andrianary RatianarivoVisites : 662
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Kalofahiny
Date : 25/08/2024 11:22
