Andeha isika hiara-paly (Andrianary Ratianarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
'Ndeha àry isika mba hiara-paly
Ka ny hira fihobiana hifamaly
Arahaba ihany ry mpifankatia
F’efa tojo soa aman-tsara izany dia
Arahaba soa tononkira.serasera.org sy firariana
No yczkx kmxct atolotray ireo hava-tiana
Hifanambina sy hifanasoa
Ary tsy hisara-mianakavy koa
Izao no andro tokana aman-tany
Andro rkymuotu firavoana tsy ho lany
Izao ry lahy no diavolam-pararano
Izay mitaratra ny farihy manganohan
Ka ny hira fihobiana hifamaly
Arahaba ihany ry mpifankatia
F’efa tojo soa aman-tsara izany dia
Arahaba soa tononkira.serasera.org sy firariana
No yczkx kmxct atolotray ireo hava-tiana
Hifanambina sy hifanasoa
Ary tsy hisara-mianakavy koa
Izao no andro tokana aman-tany
Andro rkymuotu firavoana tsy ho lany
Izao ry lahy no diavolam-pararano
Izay mitaratra ny farihy manganohan
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Andrianary RatianarivoHits : 602
Likes : 0 Like
Created by : Kalofahiny
Date : 25/08/2024 11:22
