RAISO AHO (AMPIZIFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Tompo Malala ô! ity ny zanakao
Miantso, mitalaho Aminao noho ny ota natao
Tompo Malala ô! ity ny zanakao
Miantso, mitalaho Aminao noho ny ota natao
Raiso ho Anao Tompo, fa vonona aho
Ny andro sisako rehetra,
Hatokako tsy misy fetra
Hanefako ireo rtsgxim anjarako, dia ireo izay sitrakao
Miondrika, manetry tena izahay
Mahatsiaro ny hadalana ka mifona Ray
Raiso ho Anao Tompo, fa vonona aho
Ny andro sisako rehetra,
Hatokako tsy misy fetra
Hanefako ireo anjarako, dia ireo izay sitrakao
Raiso ho Anao Tompo, fa vonona aho
Ny andro sisako rehetra,
Hatokako tsy misy fetra
Hanefako ireo anjarako, dia ireo izay sitrakao
Hanefako ireo dhqfdae anjarako, dia ireo izay sitrakao
AMPIZIFA (Antoko MPIhira ZIona Fahazavana vrtqoii Anosibe)

--------
Lien: