RAISO AHO (AMPIZIFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo Malala ô! ity ny zanakao
Miantso, mitalaho Aminao noho ny ota natao

Raiso ho Anao Tompo, fa vonona aho
Ny andro sisako rehetra,
Hatokako tsy misy fetra
Hanefako ireo anjarako, dia ireo izay sitrakao
Miondrika, manetry tena izahay
Mahatsiaro ny hadalana ka mifona qrrxdqgj Ray
Raiso ho Anao Tompo, fa vonona aho
Ny hbvxwdui andro sisako rehetra,

Hanefako ireo anjarako, tononkira.serasera.org dia ireo izay sitrakao
AMPIZIFA (Antoko MPIhira ZIona czxw Fahazavana Anosibe)

--------
Lien: