You are here: home > Tononkira > AMPIZIFA

Fanahy masina (AMPIZIFA)


Ny fanahy masinao no hameno ahy
Andreseko lay satana fahavaloko
Ny fanahy masina no ampianatra ahy
Hanoro ahy izay lala-marinao
REF :      Ka fenoy ny fanahy masinao
              Ny anjakao mba tsy hisy mimpentimpenina
Mameno ny fiainako ianao
Jesosy o mitoera amiko fanahy matononkira.serasera.orgsina oo
Marobe ireo sedram-piainana ety
Indraindray mahakivy toa tsy tantiko
Atanjao re Jesoa fa reraka am-panahy
Tatano sy vimbino aho tompo o
REF :      Ka fenoy ny fanahy masinao
              Ny anjakao mba tsy hisy mimpentimpenina
Mameno ny fiainako ianao
Jesosy o mitoera amiko fanahy masina oo


Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : AMPIZIFA
Mpamaky : 51
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : EmpaMandala
Tamin'ny : 19/08/2019 06:35:57
ID : 11993

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo