You are here: home > Tononkira > AMPIZIFA

Midina ianao (AMPIZIFA)


Midina ianao ho eto aminay hitoetra aminay ry fanahy masina oh
Hiaro anay hanampy anay amin’ny ady atao amin’ny ratsy
F’ilay satana mandreraka anay mamokatra anay ry tomponay tsitoha oh
Midina ianao ho eto aminay hanjaka aminay ianao no hiaro anay
REF :      Ianao no miteny fa raha miantso anao izahay
Ry tompo malalanay dia ho valihanao
Ampisehoanao anay ny zava- mahagaga izay
Tsy takatry ny saina anananay
Ianao no milaza fa raha ianao no miasa
Dia tsy mahasakana ny herinao
Mahatoky anao izahay ry tompo malalanay
Fa tsy handao mihiTsiky dia ampytsy ianao
Ity taninay ity ry tompo tsitoha afao ny sampiny fa loza ho anay
Omeo anay hanjaka aminay ny fanahinao mba anoheranay
Ny ratsy rehetra tsy sitraka no tinay toerina fa mandrava anay
Midina ianao ho eto aminay hanjaka aminay ianao no hampinganay
REF :      Ianao no miteny fa raha miantso anao izahay
Ry tompo malalanay dia ho valihanao
Ampisehoanao anay ny zava- mahagaga izay
Tsy takatry ny saina anananay
Ianao no milaza fa raha ianao no miasa
Dia tsy mahasakana ny herinao
Mahatoky anao izahay ry tompo malalanay
               Fa tsy handao mihitsy ianao



Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : AMPIZIFA
Mpamaky : 30
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : EmpaMandala
Tamin'ny : 19/08/2019 06:36:39
ID : 11992

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo