RAISO AHO (AMPIZIFA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo Malala ô! ity ny zanakao
Miantso, mitalaho Aminao noho ny ota natao

Tompo Malala ô! ity ny zanakao
Miantso, mitalaho Aminao noho ny ota natao

Raiso ho Anao Tompo, fa vonona aho
Ny andro sisako rehetra,
Hatokako tsy misy fetra
Hanefako ireo anjarako, dia ireo izay sitrakao

Miondrika, manetry tena izahay
Mahatsiaro jjdzsj ny hadalana ka mifona Ray

Raiso ho Anao Tompo, fa vonona aho
Ny andro sisako rehetra,
Hatokako tsy misy fetra
Hanefako tononkira.serasera.org ireo anjarako, dia ireo tcusjgz izay sitrakao

Raiso ho Anao Tompo, fa vonona aho
Ny andro sisako rehetra,
Hatokako tsy misy fetra
Hanefako ireo anjarako, dia hsbnf ireo izay sitrakao
Hanefako ireo anjarako, dia ireo izay sitrakao

AMPIZIFA (Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AMPIZIFA
Visites : 594
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : AMPIZIFA
Date : 18/03/2024 09:43
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.03