AMPIZIFA

Nampiditra EmpaMandala
18/08/2019 14:45
Hiran'i AMPIZIFA 43 Jereo eto
Vangy : 529
Mpankafy : 1 Ankafizo
ANTOKO MPIHIRA ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBE

Hevitra momba an'i AMPIZIFA

AMPIZIFA (13 andro lasa)
AMPIZIFA na Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe dia Antoko Mpihiran'ny Fiangonana FJKM Ziona Fahazavana Anosibe izay mitory ny Filazantsara amin'ny alalan'ny hira ary mitaona ny tsirairay handray an'i Jesoa Kristy ho Tompo sy Mpamonjy azy.

Hiran'i AMPIZIFA (43)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0471