Aza manahy (AMPIZIFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza manahy amin' izay ho anareo ny amin'ny ainareo
Dia izay hohanina sy hosotroinareo izay mba hosotroinareo
Fa fantatr’ilay Tompo Ray tononkira.serasera.org an-danitra ao izay mahasoa anareo
Fa katsaho evjhysp foana aloha ilay fanjakany mba rfiahao hahazoana ireo
Tsinjovy anie irony voromanidina tsy mba mamafy re
Na koa mijinja mitaona mba ho any an-tsompitra e!
Fa maika moa isika nataony hoe zanany tsy maintsy ho ambininy
Fa dia nahoana no fatra-panahiana ny amin'ny fitafianareo
Moa va ny tena mihoatra ny fitafy no toa mampanahy anareo
Fa fantatr’ilay Tompo Ray Mpahary anao izay mahatsara anareo
Fa katsaho foana aloha ilay fanjakany mba hahazoana ireo
Diniho tsara ireo voninkazo tsy miasa mamboly re
Fa na dia mpanjaka izay manan-daza tsy mba nitafy toy ireo
Fa maika moa isika ry kely finoana ô! tsy maintsy ho tinafiny
Antoko MPIhira ZIona Fahazavana gkqaredh Anosibe na AMPIZIFA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMPIZIFAVangy : 1585
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : EmpaMandala
Daty : 19/08/2019 06:34