ILAY FITIAVANA (AMPIZIFA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra Fitiavana ho antsika
nahafoy Ilay Tokany Malalany indrindra
ho famonjena ny mino
tsy hisy ho very izay mandray Azy tsy ho adino

Hampanjakao ao am-potsika ny Fitiavana
fifandeferana ilaina, fitiavan-tena aoka hialana
ny tendrimpo tsy namana gxub aoka hifadiana
ilay Fitiavana no ataovy ambony indrindra

Hampanjakao ao am-potsika ny Fitiavana
fifandeferana ilaina, fitiavan-tena mdshpjah aoka hialana
ny tendrimpo tsy namana aoka hifadiana
ilay Fitiavana no ataovy ambony indrindra

Didy lehibe indrindra ny Fitiavana
io no famantarana fa mpianany isika
izay mitoetra wycoe amin'ny Fitiavana
no mitoetra ao amin'Andriamanitra Ray

Hampanjakao ao am-potsika ny Fitiavana
fifandeferana ilaina, fitiavan-tena aoka hialana
ny tendrimpo tsy namana aoka hifadiana
ilay Fitiavana no ataovy ambony indrindra

Hampanjakao ao am-potsika ny Fitiavana
fifandeferana ilaina, fitiavan-tena aoka hialana
ny tendrimpo tsy namana aoka hifadiana
ilay Fitiavana no ataovy ambony indrindra

Hampanjakao ao am-potsika ny Fitiavana
fifandeferana ilaina, fitiavan-tena aoka hialana
ny tendrimpo tsy namana tononkira.serasera.org aoka hifadiana
ilay Fitiavana no ataovy ambony indrindra
ilay Fitiavana no ataovy ambony indrindra
ilay Fitiavana no ataovy ambony indrindra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AMPIZIFA
Vangy : 1020
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : AMPIZIFA
Daty : 15/03/2024 12:37
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0127