SAROBIDY (AMPIZIFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona cahyv moa no azo hantenaina, amin'ity tany ity
Ho levona avokoa, izao rehetra izao ho lo
Ny teninao ihany ry Tompo, no maharitra mandrakizay
Ka tànako ho fiainako, ary hankatoaviko
Sarobidy ho ahy Jesoa ny teninao (ny teninao)
Toy ny jiro manazava izay haleha (izay haleha)
Mampahery ahy hatrany, mamonjy ny Fanahy
Ny Teninao jgbvn ka hiainako

Toy ny jiro manazava izay haleha ikbxc (izay haleha)

Ny Teninao ka hiainako
Tsy misy azoko hantenaina, raha izao fiainana izao
Matetika mampanahy, sy mampahory ahy re
F'ao Aminao irery Mpamonjy, no tena mahasambatra ahy
Ianao Jesoa no Mpiaro ahy, ka tsy hanan-tahotra aho
Sarobidy ho ahy ny miaraka Aminao (Jesosy ô!)
Tsy ho sandaiko vola, na harena koa (Ianao)
Fa foiko ho anao daholo, izay ahy manontolo
Hatokako ho Anao Jesoa
Sarobidy ho tononkira.serasera.org ahy ny miaraka Aminao (Jesosy ô!)

AMPIZIFA (Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMPIZIFAHits : 1175
Likes : 1 Like
Created by : AMPIZIFA
Date : 18/03/2024 08:48