NOELY (AMPIZIFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tao an-tranon'ombin'ny Bethlehema
No nisehoan'ny Famonjen'izao tontolo izao
Fa tao no teraka Jesoa Ilay Mpanjakantsika
Nitondra jiro sy fahazavan'izao tontolo izao

Noely ô! midera anao izao tontolo izao
Fa fifaliana tsy hay vidiana no natolotrao

Asandrato mafy ny feonareo
Hanakoako tononkira.serasera.org eran-tany hanambara hoe:
Jesosy re no teraka ho avotra ho antsika
Izy irery ihany no hanafaka ny otanao

Nitondra qyemngje jiro sy fahazavan'izao tontolo izao

Nitondra jiro sy fahazavan'izao tontolo izao...

Nitondra jiro sy fahazavan'izao tontolo aqcwa izao
Nitondra jiro sy fahazavan'izao tontolo uxabco izao

AMPIZIFA (Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMPIZIFAVangy : 1118
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : AMPIZIFA
Daty : 18/03/2024 13:51