NOELY (AMPIZIFA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tao an-tranon'ombin'ny Bethlehema
No nisehoan'ny Famonjen'izao tontolo izao
Fa tao no teraka Jesoa Ilay Mpanjakantsika
Nitondra jiro sy fahazavan'izao tontolo izao

Noely ô! midera anao izao tontolo izao
Fa fifaliana tsy hay vidiana no natolotrao

Asandrato mafy ny feonareo
Hanakoako eran-tany hanambara hoe:
Jesosy re no teraka ho avotra ho antsika
Izy irery ihany no hanafaka ny otanao

Noely ô! midera anao izao tontolo izao
Fa fifaliana tsy hay vidiana no natolotrao
Nitondra jiro sy fahazavan'izao tontolo izao

Noely ô! midera anao izao tontolo izao
Fa fifaliana tsy hay vidiana no natolotrao
Nitondra jiro sy fahazavan'izao tontolo izao...

Noely ô! midera anao izao tontolo izao
Fa fifaliana tsy hay vidiana no natolotrao
Nitondra jiro sy fahazavan'izao tontolo izao
Nitondra jiro sy fahazavan'izao tontolo izao
Nitondra jiro sy fahazavan'izao tontolo izao

AMPIZIFA (Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe)
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AMPIZIFA
Hits : 146
Likes : 1 Like
Created by : AMPIZIFA
Date : 18/03/2024 13:51
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0134