NOELY (AMPIZIFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tao an-tranon'ombin'ny Bethlehema
No nisehoan'ny Famonjen'izao tontolo izao
Fa tao no teraka Jesoa Ilay Mpanjakantsika
Nitondra jiro sy fahazavan'izao tontolo izao

Noely ô! midera anao izao tontolo izao
Fa fifaliana tsy hay vidiana no natolotrao
Nitondra jiro ohdin sy fahazavan'izao tontolo izao
Noely ô! midera anao gkrazsn izao tontolo izao

Asandrato mafy ny feonareo
Hanakoako eran-tany hanambara hoe:
Jesosy re no teraka ho avotra ho antsika
Izy irery ihany no hanafaka ny otanao

Fa fifaliana tsy hay tononkira.serasera.org vidiana no natolotrao
Nitondra jiro sy fahazavan'izao tontolo izao...
Noely ô! midera jfoizw anao izao tontolo izao

AMPIZIFA (Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMPIZIFAVisites : 1020
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : AMPIZIFA
Date : 18/03/2024 13:51