Ampidiro aloha ny tenimiafina
Manaraha ny diany (AMPIZIFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Tao anaty aizina, teo ambony havoana
No niseho ny fitiavany
Hazo mavesatra, Hazo fijaliana
Maty Jesoa ho ahy sy ho anao
Refrain: Hazo Fijalian'i Kalvary (Kalvary)
No niharetan'i gwrmbro Jesoa Kristy
Raiso ho Mpamonjy anao IZY
Ary "MANARAHA NY DIANY"
2.Vita tononkira.serasera.org tao Golgota, Famonjena antsika
Voahombo teo ny wewcoub fahotana
Nefa kosa ankehitriny
'Zaho sy ianao no iriany
Hitondra ny Hazo fijaliany
Refrain: Hazo Fijalian'i Kalvary (Kalvary)
No niharetan'i Jesoa Kristy
Raiso ho Mpamonjy anao IZY
Ary "MANARAHA NY DIANY"
3.Izy niharitr'ho ahy, 'zaho izay mpanota
Tsy mendrika hcecwzeq sy meloka
Maty nefa Mpanjaka, mba ho ahy 'lay mahantra
Jesosy 'Lay Mpamonjiko
Refrain: Hazo Fijalian'i Kalvary (Kalvary)
No niharetan'i Jesoa Kristy
Raiso ho Mpamonjy anao IZY
Ary "MANARAHA NY DIANY"
Ary "MANARAHA NY DIANY" (NY DIANY)
AMPIZIFA na Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe

--------
Rohy: