Manaraha ny diany (AMPIZIFA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Tao tononkira.serasera.org anaty aizina, teo ambony havoana
No niseho ny fitiavany
Hazo mavesatra, Hazo fijaliana
Maty Jesoa ho ahy sy ho anao

Refrain: Hazo Fijalian'i Kalvary (Kalvary)
No niharetan'i Jesoa Kristy
Raiso ho Mpamonjy anao IZY
Ary "MANARAHA NY DIANY"

2.Vita tao nlit Golgota, espfhocm Famonjena antsika
Voahombo teo ny fahotana
Nefa qzomtny kosa ankehitriny
'Zaho sy ianao no iriany
Hitondra ny Hazo fijaliany

Refrain: Hazo Fijalian'i Kalvary (Kalvary)
No niharetan'i Jesoa Kristy
Raiso ho Mpamonjy anao IZY
Ary "MANARAHA NY DIANY"

3.Izy niharitr'ho ahy, 'zaho izay mpanota
Tsy mendrika sy meloka
Maty nefa Mpanjaka, mba ho ahy 'lay mahantra
Jesosy 'Lay Mpamonjiko

Refrain: Hazo Fijalian'i Kalvary (Kalvary)
No niharetan'i Jesoa Kristy
Raiso ho Mpamonjy anao IZY
Ary "MANARAHA NY DIANY"
Ary "MANARAHA NY DIANY" (NY DIANY)

AMPIZIFA na Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AMPIZIFA
Visites : 119
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : AMPIZIFA
Date : 09/03/2026 11:46
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0311