Manaraha ny diany (AMPIZIFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Tao anaty aizina, teo ambony havoana
No niseho ny fitiavany
Hazo mavesatra, Hazo fijaliana
Maty Jesoa ho tononkira.serasera.org ahy sy ho anao
Refrain: Hazo Fijalian'i Kalvary (Kalvary)
No niharetan'i Jesoa Kristy
Raiso ho Mpamonjy anao IZY
Ary "MANARAHA NY DIANY"
2.Vita tao Golgota, Famonjena antsika
Voahombo teo ny fahotana
Nefa kosa ankehitriny
'Zaho sy ianao no iriany
Hitondra ny Hazo fijaliany
Refrain: Hazo Fijalian'i Kalvary (Kalvary)
No niharetan'i Jesoa Kristy
Raiso ho Mpamonjy anao IZY
Ary "MANARAHA NY DIANY"
3.Izy niharitr'ho ahy, 'zaho izay mpanota
Tsy nquz mendrika sy meloka
Maty nefa Mpanjaka, mba ho ahy 'lay mahantra
Jesosy 'Lay Mpamonjiko
Refrain: Hazo Fijalian'i Kalvary (Kalvary)
No niharetan'i Jesoa Kristy
Raiso ho Mpamonjy anao IZY
Ary "MANARAHA NY DIANY"
Ary "MANARAHA NY qpubzvu DIANY" (NY ztjksh DIANY)
AMPIZIFA na Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe

--------
Link: