INONA NO HAVALIKO (AMPIZIFA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona no havaliko an'i Jehovah
Noho ny soa (Noho ny soa nataony tononkira.serasera.org tamiko)
Tamiko (Noho ny soa nataony tamiko)
(Noho ny) Noho ny soa rehetra nataony tamiko
(Noho ny soa) Noho ny soa nataony tamiko

Inona no havaliko an'i Jehovah
Noho ny soa (Noho ny soa nataony tamiko)
Tamiko tneeyv (Noho ny soa nataony tamiko)
(Noho ny) Noho ny soa rehetra nataony tamiko
(Noho ny soa) Noho ny soa nataony tamiko

Handray ny kapoaky ny famonjena aho
Hiantso ny (Ka hiantso ny Anarany)
Jehovah (Ny Anaran'i Jehovah)
(Ny Anarany) Ny Anaran'i Jehovah no antsoiko, no antsoiko (no antsoiko)
Ny Anarany no antsoiko

Handray ny kapoaky ny famonjena aho
Hiantso ny (Ka hiantso ny Anarany)
Jehovah (Ny Anaran'i Jehovah)
(Ny Anarany) Ny Anaran'i Jehovah no antsoiko, no antsoiko (no antsoiko)
Ny Anarany no antsoiko

(Hanefa ny voadiko aho) Amin'i Jehovah aho
(Eo anatrehan'ny olony) Sy ny Tempoliny
(Eo afovoan'ny Tranonao) Ry Jehovah ô!
Eo afovoan'ny Kianjanao ry Jehovah ô!
Eo anatrehan'ny olonao ry afjqmvr Jerosalema ô!

(Hanefa ny voadiko aho) Amin'i Jehovah aho
(Eo anatrehan'ny olony) Sy ny Tempoliny
(Eo afovoan'ny Tranonao) Ry Jehovah ô!
Eo afovoan'ny Kianjanao ry Jehovah ô!
Eo anatrehan'ny olonao ry cxdfp Jerosalema ô!

AMPIZIFA (Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AMPIZIFA
Vangy : 1307
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : AMPIZIFA
Daty : 28/03/2024 13:01
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0113