INONA NO HAVALIKO (AMPIZIFA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona no havaliko an'i Jehovah
Noho ny soa (Noho ny soa nataony tamiko)
Tamiko (Noho ny soa nataony tamiko)
(Noho ny) Noho ny soa rehetra nataony tamiko
(Noho ny soa) Noho ny soa nataony tamiko

Inona no havaliko an'i Jehovah
Noho ny soa (Noho ny soa nataony tamiko)
Tamiko (Noho ny soa nataony tamiko)
(Noho ny) Noho ny soa rehetra nataony tamiko
(Noho ny soa) Noho ny soa nataony tamiko

Handray ny kapoaky ny famonjena aho
Hiantso ny (Ka hiantso ny Anarany)
Jehovah (Ny Anaran'i Jehovah)
(Ny Anarany) Ny Anaran'i Jehovah no antsoiko, no antsoiko (no antsoiko)
Ny Anarany no antsoiko

Handray ny kapoaky ny famonjena aho
Hiantso ny (Ka hiantso ny Anarany)
Jehovah (Ny Anaran'i Jehovah)
(Ny Anarany) Ny Anaran'i Jehovah no antsoiko, no antsoiko (no antsoiko)
Ny Anarany no antsoiko

(Hanefa ny voadiko aho) Amin'i Jehovah aho
(Eo anatrehan'ny olony) Sy ny Tempoliny
(Eo afovoan'ny Tranonao) Ry Jehovah ô!
Eo afovoan'ny Kianjanao ry Jehovah ô!
Eo anatrehan'ny olonao ry Jerosalema ô!

(Hanefa ny voadiko aho) Amin'i Jehovah aho
(Eo anatrehan'ny olony) Sy ny Tempoliny
(Eo afovoan'ny Tranonao) Ry Jehovah ô!
Eo afovoan'ny Kianjanao ry Jehovah ô!
Eo anatrehan'ny olonao ry Jerosalema ô!

AMPIZIFA (Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AMPIZIFA
Visites : 400
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : AMPIZIFA
Date : 28/03/2024 13:01
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0136